|
|
|
|

Entrée1  tsy hita noanoa
Mots élémentaires  2  tsy hita, 3  noanoa
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina [1.1]
Explications en anglais  6  [tsy hita, not seen.] very deep. [1.2]
7  bottomless (of a chasm) [1.7]
Explications en français  8  sans fond, très profond [1.8]
Exemples  9  Teti-karena tsy hita noanoa no voababony. [2.895]
10  tsy hita noanoa ny fahavoazana tao an-tanàna; [4.27]
11  Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472]
Tous les mots composés 
Synonymes  13  tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba

Mis à jour le 2025/09/12